|
|
|
|

Entry1  tsy hita pesipesenina
Elementary words  2  tsy hita, 3  pesipesenina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina [1.1]
Explanations in French  6  complètement invisible, incompréhensible [1.3]
Examples  7  Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina! [2.270#]
8  Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. [2.472]
9  Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina [2.996]
Synonyms  10  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita velively, tsy hita zambazamba

Updated on 2025/09/12